Home » Natao ho an'ny vatana sy tarehy » Crème Royal Innovée en tube 30g

Crème Royal Innovée en tube 30g

Creme royale eclarcissante ilustrationSavon Royal Eclaircissant 100g (2)

 Royale 2-

ROYALE

Vita avy @ zava- maniry

  • Manadio isan’andro ny hoditra
  • Mampalefaka azy
  • Miaro ny hoditra @ taratry ny U.V

Manampy anao amin’ny :

  • Fanadiovana, fanalefahana ary fikolokoloana ny hoditra
  • Fahatanorana mateza
  • Fahatsaràna isan’andro

FOMBA FAMPIASA :

  • Sasao ny tarehy sy ny tenda amin’ny savony ROYALE ary kobano amin’ny rano.
  • Amaino tsara ny hoditra.
  • Ampiasao ny krema ROYALE, raiso amin’ny lohan-dratsan-tànana dia osory ny tarehy sy ny tenda…
  • Avelao ny krema hiditra any anaty hoditra, ary rehefa afaka fotoana fohy dia avereno indray ka fafao mora mandra-pahalevona tanteraka azy (krema).
  • Mba ahazoana vokatra tsara, dia ampiasao maraina sy hariva ny krema sy ny savony ROYALE.

FANAMARIHANA :

  • Ny krema dia fanosotra amin’ny hoditra.
  • Raha misy tsy fahazakana dia ajanony ny fampiasana azy.
  • Tsy azo ampiasaina amin’ny ankizy latsaky ny 12 taona.

Creme-royale-eclarcissante-aa

Creme Royal en Carton (2)

Check Also

oil de coco 1 illustre

Salama Coco 4KG