Home » Vokatra » Savony Mampahia Femina 100 g

Savony Mampahia Femina 100 g

Savon Minceur Femina 100 g (5)--

Net 100g

Ny tsiambaratelonao !

  • Eny, araraoty dieny zao ny fampiasana ny savony mampahia FEMINA fa ho hitanao tsy ho ela ny fahafinaretana azo avy amin’ny fananana bika soa sy mahafinaritra.
  • Ampiasao matetika araka izay azo atao ny FEMINA ary anohory ny vatanao. FEMINA dia miantoka sy mitahiry ny hatsaram-bikanao sy ny toe-batanao soa.

Check Also

oil de coco 1 illustre

Salama Coco 4KG