Home » Vokatra » Shampooing Antipelliculaire 100ML

Shampooing Antipelliculaire 100ML

champooing salama 2-

 

  •  Natao manokana hanala hangadrano
  •  Manome fahasalamana sy hatsaràna ny volo

Fomba fampiasana

  • Hosory amin’ny volo mandritra ny 2 ka hatramin’ny 5 minitra mba ahafahan’ny matiera hiditra tsara, avy eo kobano amin’ny rano matimaty.
  •  Ampiasaina in-10 dia ahitana vokatra tsara.
  •  Tandremo ny maso, kobano amin’ny rano raha sendra tratra.

champooing 2

Check Also

oil de coco 1 illustre

Salama Coco 4KG